1/38
Looks like no tags are added yet.
Name | Mastery | Learn | Test | Matching | Spaced | Call with Kai |
|---|
No analytics yet
Send a link to your students to track their progress
Que fais-tu ?
Inona no ataonao ?
Que veux-tu ?
Inona no tianao ?
Que cherches-tu ?
Inona no tadiavinao ?
Que regardes-tu ?
Inona no jerenao ?
Que penses-tu ?
Inona no hevitrao ?
Qui est-ce ?
Iza izany ?
Qui est-il ?
Iza izy ?
Qui vient ?
Iza no tonga ?
Qui a dit ça ?
Iza no nilaza izany ?
Qui t'aide ?
Iza no manampy anao ?
Où es-tu ?
Aiza ianao ?
Où habites-tu ?
Aiza no mipetraka ianao ?
Où vas-tu ?
Ho aiza ianao ?
Où est le taxi-be ?
Aiza ny taxi-be ?
Où travailles-tu ?
Aiza no iasanao ?
Quand pars-tu ?
Rahoviana ianao no miainga ?
Quand arrives-tu ?
Rahoviana ianao no tonga ?
Quand est-ce que tu travailles ?
Rahoviana ianao no miasa ?
Quand est-ce qu'on se voit ?
Rahoviana isika no mifankahita ?
Pourquoi ?
Maninona ?
Pourquoi es-tu en retard ?
Maninona ianao no tara ?
Pourquoi es-tu fatigué ?
Maninona ianao no reraka ?
Pourquoi fais-tu cela ?
Maninona ianao no manao izany ?
Comment ça va ?
Manao ahoana ?
Comment fais-tu cela ?
Ahoana no anaovanao izany ?
Comment est-il ?
Ahoana izy ?
Comment as-tu appris ça ?
Ahoana no nianaranao izany ?
Combien ça coûte ?
Ohatrinona izany ?
Combien de personnes ?
Olona firy ?
Combien de jours ?
Andro firy ?
Combien d'enfants ?
Zanaka firy ?
Quel âge as-tu ?
Firy taona ianao ?
Quel est ton nom ?
Inona ny anaranao ?